- Marina tokoa fa iharan’ny fisedrana isan-karazany ny mpino.
- Ny fitsapana dia mety ho mariky ny fitiavan’Allah ny mpanompony, mba hanandratany ny laharany sy hampiakarany ny voninahiny ary hamafany ny fahotany.
- Fampirisihana amin'ny faharetana rehefa tra-pahorina ary tsy tokony ho koropaka na be taraina.