- Fanazavana ny fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.A.W) rehefa mievona ary ny fanarahana azy amin'izany.
- Tsaratsara raha mampiasa lamba na mosoara na izay mitovitovy aminy eo amin'ny vava sy ny orona rehefa mievona mba tsy hivoahan'ny zavatra manelingelina ny olona mipetraka eo akaikiny.
- Fampienana ny feo rehefa mievona dia takina, satria izany no fahalalam-pomba feno ary isan'ny hatsaram-panahy ihany koa.