- Tsara ny midera an’I Allah Ilay Tsitoha amin’ny faran’ny sakafo.
- Fanazavana ny haleben'ny fahasoavan’I Allah Tsitoha ho an’ny mpanompony, noho izy nanome azy ireo sy nanamora ny fivelomana, ary nofafany tamin’izany ny asa ratsy vitany.
- Ny raharahan’ny mpanompo rehetra dia avy amin’I Allah Tsitoha avokoa, fa tsy amin’ny heriny na amin’ny herin'izy ireo na amin'ny tanjany, ary ny mpanompo dia asaina mitady ny fomba hahazoana azy fotsiny.