- Ny finoanoam-poana dia fanompoan-tsampy; Satria mahatonga ny fo hifikitra amin’nyzavatra hafa ankoatra an’I Allah.
- Ny maha-zava-dehibe ny famerimberenana ny zavatra manan-danja, mba ho voatahiry sy hitoetra tsara ao am-po.
- Ny finoanoam-poana dia esorin'ny fahatokiana sy fianteherana an’I Allah Ilay Tsitoha.
- Voadidy ny amin'ny fianteherana amin’I Allah irery ihany sy hamatotra ny fo Aminy, Voninahitra anie ho Azy.