- Voadidy ny fihinana amin’ny tànana havanana ary fady ny mihinana amin’ny tànana havia.
- Mendrika sazy ny fiavonavonana amin'ny fampiharana ny lalàna islamika.
- Fanomezan'Allah voninahitra ny mpaminaniny amin'ny famalina ny hataka izay nataony.
- Voadidy ny famporosiana amin'ny tsara sy ny fandrarana amin'ny ratsy amin'ny toe-javatra rehetra, na dia am-pihinanana aza.