- Ny fitiavan'Allah ilay Tsitoha, dia efa nanome vatsy Izy ka afa-po tamin'ny fiderana.
- Fifalian'i Allah dia azo amin'ny antony tsotra indrindra, toy ny fiderana sy fisaorana aorian'ny fihinana sy fisotroana.
- Isan'ny fomba amam-panao tsara amin'ny fihinana sy ny fisotroana : Fisaorana an'i Allah aorian'ny fisakafoana sy fisotroana.