“Raha mihinana ny anankiray aminareo, dia aoka izy hihinana amin’ny tànany havanana, ary raha misotro izy, dia aoka hisotro amin’ny tànany havanana; saria ny Satana dia mihinana amin’ny tànany havia sy misotro amin’ny tànany havia.”...
Tatitra azo tamin'i Ibn Omar (RA), niteny ny Mpaminany (SAW) manao hoe: “Raha mihinana ny anankiray aminareo, dia aoka izy hihinana amin’ny tànany havanana, ary raha misotro izy, dia aoka hisotro amin’ny tànany havanana; saria ny Satana dia mihinana amin’ny tànany havia sy misotro amin’ny tànany havia.”
Notantaraiin'i Moslim
Explanation
Ny Mpaminany (S.A.W) dia mandidy ny mpino silamo mba hihinana sy misotro amin'ny tànany havanana, ary manakana ny fihinana sy fisotroana amin'ny tànany havia; Izany satria ny Satana dia mihinana sy misotro aminy.
Hadeeth benefits
Fanakana amin'ny fakana tahaka an’i Satana eo amin’ny fihinanana na fisotroana amin’ny tànana havia.
Share
Use the QR code to easily share the message of Islam with others