- Ny fankasarotana voarara dia : Ny fanontaniana betsaka amin'ireo zavatra tsy misy dikany, na koa fandraisana andraikitra zavatra tsy ananana fahalalana, na koa fampidirana vesatra amin'izay efa nankamaivanin'i Allah.
- Tokony manazavatra tenany ny mpino iray amin'ny fanamaivanana ny teny sy fihetsika : amin'ny sakafony, zava-pisotrony, fiteniny, sy ny raharaha rehetra mahakasika azy eo amin'ny fiainany.
- Ny finoana Islam dia finoana mora sy tsotra.