- Ny andraikitry ny mino dia ny hahatonga ny olona ho tia an’Allah sy manentana azy ireo hanao ny tsara.
- Tokony ataon'ireo mpiantso amin'ny fahamarina ho any amin'i Allah ny mijery amim-pahendrena ny fomba mahomby ho fampitana ny antson'ny finoana Islam ho any amin'ny olona.
- Ny fitoriana ny vaovao tsara dia miteraka fifalina sy fahalianana ary fahatonina ho an’ny mpitory sy ny zavatra atolony ho an’ny olona.
- Ny fankasarotanana dia miteraka fankahalana, fanalavirana ary fisalasalana momba ny tenin'ny mpitoriteny.
- Ny haben’ny famindram-pon’Allah amin’ireo mpanompony sy ny fifaliany nanome azy ireo finoana mahafinaritra ary lalàna maivana sy mora.
- Ny fanamorana izay vodidy amintsika, izany no nentin'ny lalàna islamika (Sharia).