- Fandrarana ny fakana sary ny zavamananaina; Satria làlana mitarika amin'ny fanompoan-tsampy izany.
- Ny maha ara-dalàna ny fanesorana ny ratsy amin’ny tànana ho an’izay manana fahefana na hery manao izany.
- Fizirizirian'ny Mpaminany (S.A.W) ny hanaisotra ireo zavatra rehetra mampatsiahy ny vanim-potoana talohan'ny silamo (habadoana), anisan'izany ny sary, ny sarivongana ary ny tranobe eo amin'ny fasana.