- Fandrarana ny fitenenana mombamomba ny voninahitry ny Mpino Isilamo.
- Ny valisoa dia mitovy tantana amin’ny Asa izay natao, fa izay miaro ny voninahitry ny Rahalahiny, dia hiaro azy amin’ny helo i Tompo Allah.
- Ny Finoana Isilamo dia fivavahan'ny firahalahiana sy fanohanana eo amin'ny samy vahoakany.