- Ny halehiben'ny zon'ny mpifanolo-bodirindrina sy ny fikarakarana azy.
- Fanamafisana ny zon’ny mpifanolo-bodirindrina amin’ny alàlan’ny hafatra mirakitra ny hanomezam-boninahitra azy, ho sariaka sy ho tsara fanahy aminy, ary hanosika ny loza mety hanjo azy, hitsidika azy rehefa marary, hiarahaba azy rehefa misy mahafaly azy, ary hampionona azy rehefa tra-pahoriana.
- Isaky ny varavaran'ny mpifanolobodirindrina akaiky anao dia voamarina sy lehibe ny zony.
- Ny fahafenoan'ny lalàna Islamika amin'ny zavatra nentiny, izay mahasoa ny fiaraha-monina, toy ny hatsaram-panahy amin'ny mpiray monina sy ny fisorohana ny loza avy amin'izy ireo.