- Ilaina ny fangoraham-po ho an’ny zavaboary rehetra, saingy tokony hotononina manokana ny Olona noho ny fiahiany Azy.
- i Tompo Allah ilay avo Tsitoha no Mpamindra Fo indrindra ary mamindra Fo amin’ny Mpanompony be famindram-po, koa ny valisoa dia mitovy amin’ny Asa izay natao
- Ny fangoraham-po amin'ny Olona dia ny fanomezana Soa azy ireo, ny fandroahana ny Ratsy amin'izy ireo, ary ny fitondrana Azy tsara.