- Ny hasin’ny fifankatiavana eo amin’ny samy mpino, sy ny fitsiky ary ny fanomezana vaovao mahafaly rehefa mifanena.
- Ny fahafenoana sy ny fahalavorariana an'ity lalàna Islamika ity, ary izy ity nitondra ny zava-drehetra ho tombontsoan'ny Isilamo sy ny fampiraisana ny teniny.
- Famporisihana ny olona hanao asa soa na dia kely aza.
- Tsaratsara ny mitondra fifalina amin'ny mpino silamo; Satria manampy amin'ny fifankahazoana eo amin'ny samy izy ireo.