- Ny Finoana an’i Tompo Allah sy ny andro farany no loharanon’ny Soa rehetra ary mandrisika ny olona hanao ny tsara.
- Fampitandremana amin'ny voka-dratsy ateraka avy amin'ny asany lela.
- Ny fivavahan'ny Silamo dia fivavahan'ny fitiavana sy ny fahalalahan-tanana.
- Anisan’ny sampan’ny Finoana sy ny fahalalam-pomba mendri-piderana ireo toetra ireo.
- Ny firesahana diso tafahoatra loatra dia mety hitarika amin’ny fanaovana zavatra ratsy matsiravina tsy tiana na zavatra voarara, ary ny tsy fitenenana afa-tsy ny amin’ny zavatra tsara no tena azo antoka indrindra.