- Famporisihana amin'ny fiaraha-miasa, ny fikarakarana ary ny fanampiana ny filan’ny olona marefo sy osa.
- Ny fanompoana dia mandrakotra ny asa tsara rehetra, ary anisan’ny fanompoana ny fanampiana ny mananotena sy ny sahirana.
- Hoy I Ibn Hobayra : Ny tiana holazaina amin'ny fanambaran'Allah ho azy ny valisoan'ny mpifehy sy mpivavaka amin'ny alina ary mpiady amin'ny làlan'i Allah ho iray; Izany dia noho izy nijoro eo amin'ny mpananotena ho solon'ny vadiny ..., ary nijoro ho an'ilay mahantra izay tsy afaka nijoro ho an'ny tenany, ka nanampy amin'ny heriny sy ny angovony. Ka ny tombontsoa azony amin'izany dia mitovy amin'ny fifehezana sy ny vavaka amin'ny alina ary ny ady masina.