- Famporisiha ny amin'ny fanararaotana eo amin'ny fiainana amin’ny zavatra ankasitrahan’I Allah Ilay Tsitoha.
- Betsaka ny fahasoavan’I Allah eo amin’ny mpanompony, ary hanontany Azy Allah ny amin’ireo fahasoavana nisy taminy, ka aoka izy hametraka ireo fahasoavana nomen'I Allah azy ho amin'ny ankasitrahany.