- Ny fanomezana dia tsy voafetra amin’izay avoakan’ny olona amin’ny volany, fa tafiditra ao anatin’izany ny zavatra tsara rehetra ataon’ny olona na izay nolazainy sy ampitainy any amin’ny hafa.
- Mampirisika ny olona hanao ny soa sy izay rehetra mahasoa ny hafa ihany koa.
- Tsy ny manao tsinontsinona ireo asa soa na dia kely sy maivana aza.