- Ny hatsaran’ny fitiavana madio noho I Allah ilay Tsitoha, fa tsy noho ny tombontsoan’izao tontolo izao.
- Tsaratsara ny filazanao mivantana tsy miambahamba amin'ny Olona Tianao nohon'i Tompo Allah ny fitiavanao Azy, mba hampitombo ilay fitiavana sy ny fifankahazoana ao Am-po.
- Ny fanaparitahana ny fifankatiavana eo amin’ny samy vahoaka Mpino dia fomba iray manamafy orina ny firahalahiana aram-pinoana ary izany koa dia tena hafaka miaro tanteraka ny fiaraha-monina manoloana ny fisaratsarahana sy ny fizarazarana.