- Ny manala ny finoana eo amin'ny lahatsoratry ny lalàna silamika dia tsy inona afa-tsy noho ny fanaovana zava-boarara na tsy firaharahana adidy.
- Famporisihana hitandro ny rantsambatana sy hiaro azy amin’ny ratsy, indrindra ny lela.
- Nilaza i Sindi : Ny filazana hoe ( mpanindrona be sy mpanozona be) porofo milaza fa tsy midika ho tsy mpino ny olona tafanompa mahalana ireo olona mendrika hahazo izany.