- Ny hasin'ny fandeferana sy ny fifehezan-tena rehefa amin'ny fotoana tezitra, ary izay dia tafiditra ho anisan'ny asa soa izay ampirisihin'ny finoana Islam ny rehetra mba tokony hanana an'izany.
- Ny manohitra ny tena rehefa tezitra dia sarotra kokoa noho ny miady amin'ny fahavalo.
- Ny Finoana Islam dia manova ny foto-pisainana izay nisy talohan'ny nahatongavany finoana Islam ho fitondran-tena mendrika ka ny olona matanjaka indrindra dia izay mahafehy ny tenany sy ny vatany.
- Fahalavirana amin’ny fahatezerana; Noho ny fahavoazana aterany ho an’ny tsirairay sy ny fiaraha-monina.