- Ny fampitandremana amin'ny fahatezerana sy amin'izay antony mety ahatonga izany, Satria izany no fomba iray mety ho fisorohana ny ratsy rehetra, ary ny fialana amin'izany dia ny fisorohana ny tsara hatrany.
- Ny fahatezerana nohon’Allah dia toy ny fahatezerana rehefa voadikadika ny voninahitr'Allah rehetra, izay fahatezerana mendri-piderana.
- Famerimberenana ny teny rehefa ilaina izany mandra-pahafantaran’ny mpihaino azy ny maha-zava-dehibe azy.
- Ny hatsaran'ny fangatahana torohevitra amin'ireo manam-pahaizana.