- Ny hatsaran'ny rariny sy ny famporisihana amin'ny fanaovana azy.
- Ny rariny amin'ny ankapobeny dia midadasika amin'ireo Rafim-panjakana rehetra sy ny ao amin'ny didim-pitsarana eo amin'ny olombelona, eny fa na dia eo amin'ny vady sy ny zanaka ary ny ankoatrany.
- Fanazavana ny toeran’ireo alo-marina amin’ny andro fitsanganana amin’ny maty.
- Ny toeran’ireo olona manam-pinoana dia hiovaova amin’ny andro fitsanganana amin’ny maty, arakaraky ny asa vitany.
- Ny fampitsiriritana dia iray amin'ireo fomba fitorian-teny izay mampitsirirtra ny olona antsoina ho amin'ny fankatoavana.