- Ny famindram-pon’Allah ilay avo Tsitoha sy ny hatsaram-panahiny amin’ny zavaboary rehetra izay nohariany.
- Ny fanaovan-soa amin'ny famonoana sy ny fanapahana dia tokony hatao amin'ny fomba ara-dalàna.
- Ny fahafenoan'ny Lalàna Islamika sy ny fandrakofany ny Zavatra tsara rehetra, ao anatin'izany ny famindram-po sy ny fangorahana amin'ny biby.
- Voarara ny manao Ohatra ny olona iray aorian'ny famonoana azy.
- Fandrarana izay rehetra miendrika fampijaliana ireo Biby.