/ i Mpaminany (S,W,A) no olona tsara toetra indrindra

i Mpaminany (S,W,A) no olona tsara toetra indrindra

Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A) niteny : i Mpaminany (S,W,A) no olona tsara toetra indrindra.
Notantarain’i Bokhari sy Moslim

Explanation

i Mpaminany (S.A.W) no tonga lafatra indrindra amin'ny olona rehetra, ​​ary izy no voalohany tamin'ny fitondran-tena sy ny hatsaran-toetra rehetra, tamin'ny fanomezna ny teny mamy, ny fanaovana ny tsara, ny famirapiratana amin'ny tarehy, ny fandrarana ny ratsy ary ny fandeferana amin'ny hafa.

Hadeeth benefits

  1. Fahafenoan'ny toetran'ny Mpaminany (S.W.A).
  2. i Mpaminany (S.W.A) no modely tonga lafatra amin'ny fitondran-tena tsara.
  3. Famporisihana amin'ny fankana tahaka ny Mpaminany (S.W.A) amin'ireo hatsaran-toetra misy Aminy.