- Ny fidirana ao amin’ny Paradisa dia manana antony mifandray amin’i Tompo Allah ilay avo Tsitoha, ao anatin’izany dia : Ny Fatahorana an'i Tompo Allahsy ny antony mifandray amin’ny Olona, anisan’izany : Ny toetra Tsara.
- Mampidi-doza ho an’ny tompony ny Lela, ary anisan’ny antony hidirany amin’ny Afobe izany.
- Ny loza ateraky ny fanirian-dratsy sy ny fijangajangana amin'ny Olombelona, ary izany no anisan'ny antony lehibe indrindra amin'ny fidiran'ny Afobe.