- Ny fandrarana ny tsy fanaovana fanompoana an'i Tompo Allah ao an-trano.
- Ny fandrarana mba tsy handeha hitsidika ny fasan'ny Mpaminany (saw ); Satria nandidy atsika handefa vavaka aminy ary nilazana izy fa ho tonga any aminy izany, fa ny fitsidihana hatao dia hamangy ny moske sy hivavaka ao.
- Voarara ny famangiana ny fasan'ny Mpaminany matetika, toy ny famerimberenana ny fitsidihana azy amin'ny fotoana voatokana, tahak'izany koa ny famangiana ny fasana rehetra.
- Fanomezam-boninahitra an'ny Mpaminany (saw) avy amin'ny Tompony no nandidiana ny mpino handefa vavaka sy fiarahabana ho azy amin'ny fotoana rehetra sy ny toerana rehetra.
- Satria ny fandrarana ny fivavahana any am-pasana no fanapahan-kevitry ny mpanara_diany; izany no nahatonga ny Mpaminany (saw) nandrara ny fanaovana trano toy ny fasana, ka tsy misy olona mivavaka.