- Fahasoavan'ny fitondran-tena tsara ary tafiditra ho anisan'ny finoana izany.
- Mifototra amin’ny finoana ny asa, ary ny finoana dia mitombo sy mihena.
- Fanomezam-boninahitra ny vehivavy eo amin'ny finoana Islam ary famporisina ny fanaova,-tsoa amin'izy ireo.