- Ny maha-zava-dehibe ny fitandrovan'ny finoana Islam amin'ny fanadiovana sy fahalavorariana ny fitondran-tena.
- Ny fahasoavan'ny hatsaran-toetra, dia mitondra ny olona mandra-pahatongany eo amin'ny voninahitry ny olona mifady hanina ka tsy mihinana mihitsy ary izay mivavaka amin'ny alina tsy mba reraka.
- Ny fifadian-kanina antoandro sy ny fivavahana amin'ny alina dia asa roa sarotra ho an'ny fanahy, ary ny olona manana fitondran-tena tsara dia tonga amin'ny haavony satria miezaka amin'ny tenany amin'ny fiarahamiasa tsara izy.