- Ny mpino dia tsy maintsy manalavitra ny fahavetavetana, toy ny teny ratsy sy ny asa ratsy.
- Fahafenoan'ny toetran'ny Mpaminany (S.A.W), ka tsy misy mivoaka aminy afa tsy ny asa soa sy ny teny mamy.
- Ny toetra tsara dia kianja fifaninanana, satria izay tonga voalohany dia tafiditra ho anisan’ireo mpino tsara indrindra sy manampinoana feno.