- Fandrarana ny fijerena ny taovam-panana afa-tsy ny lehilahy sy ny vadiny.
- Ny finoana Islam dia miezaka mafy amin'ny fanadiovana ny fiarahamonina, ary manidy ny làlana mankany amin'ny fahalotoam-pitondrantena.
- Azo atao ny mijery ny taovam-pananahana raha toa ka ilaina izany, toy ny fitsabona sy ny mitovy endrika amin'izany, raha tsy miaraka amin'ny filàna.
- Nodidiana ny mpino silamo mba hanarona ny henatra ary hampidina ny fijeriny amin'ny henatry ny hafa.
- Norarana manokana ny lehilahy samy lehilahy sy ny vehivavy samy vehivavy ; Satria izy ireo no afaka hifampijery sy hamoaka ny henatra.