/ Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W)

Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W)

Tatitra azo avy amin'i Ibn Oumar (R.A) niteny : Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W).
Notantarain’i Bokhari sy Moslim

Explanation

Nandrara i Mpaminany (S.W.A) ny amin'ny fanapahana ampahany amin'ny volo eo amin'ny loha ka mamela ny ampahany. Ary ny fandrarana dia ho an'ny lehilahy rehetra tsy ankanavaka na na zaza na lehibe, satria ny vehivavy dia tsy manapaka ny volon-dohany.

Hadeeth benefits

  1. Ny fifantohan'ny lalàna Islamika amin'ny endrik'olombelona.