- Fandrarana ny lehilahy tsy hitafy ny lamba landy sy lasoa, ary misy fandrahonana mafy ho an'izay mitafy azy.
- Ny vehivavy dia mahazo mitafy ny lamba landy sy lasoa.
- Fandrarana ny fihinanana sy ny fisotroana amin'ny lovia volamena sy volafotsy ary vilany ho an’ny lahy sy ny vavy.
- Hentitra tamin'ny fandavany i Hodhayfah, ka dia nanazava izany izy tamin'ny filazana fa efa nandrara azy mihoatra ny indray mandeha izy mba tsy hampiasa vilia volamena sy volafotsy, saingy tsy nijanona teo izy.