- Azo atao ny misitraka ny zava-tsoa eto amin’izao tontolo izao izay nataon'Allah ho ara-dalàna amin’ny mpanompony tsy misy fihoaram-pefy na fandanindaniam-poana.
- Famporisihana amin'ny fisafidiana vady tsara; Satria manampy ny lehilahy hankatò ny Tompony izany.
- Ny fahafinaretana tsara indrindra eto an-tany dia izao ao anatin'ny fankatoavana an'Allah na fanampiana amin’izany.