- Tsy maintsy tanterahina ny fepetra napetraky ny mpivady iray, afa-tsy ny fepetra mandrara ny zavatra azo atao na manome alàlana ny zavatra voarara.
- Ny fanatanterana ireo fepetran'ny fifamatoram-panambadiana dia fepetra tena tokony ho tanterahina noho ny hafa; Satria izany no ahafahana maka fahafinaretana sy ny firaisana ara-nofo.
- Haleben'ny fanambadiana eo amin'ny finoana Islam, Satria izany indrindra no nanantitrantitra ny fahatanterahan'ny fepetra ao aminy.