- Ny fihoaram-pefy amin'ny ara-dalàna eo amin’ny fasan’ny Mpaminany sy ny Olo-marina no mahatonga azy ireo hivavahana fa tsy i Tompo Allah, ka tokony hitandrina amin’ny fomba mitondra amin'ny fanompoan-tsampy ny tsirairay .
- Tsy azo atao ny mandeha any am-pasana mba hanomezam-boninahitra azy ireo sy hivavaka any, na dia akaiky an’Allah ilay avo Tsitoha aza ny Tompony.
- Fandrarana ny fanorenana ny tranom_pivavahana any am-pasana.
- Fandrarana ny fanaovana fanompom-pivavahana eny amin’ny fasana na dia tsy nanamboarana Mosquee aza izany, afa-tsy ny Soalat AL-JANAZA ho an'ireo izay mbola tsy nanaovana ny fanompoam_pivavahana.