- Ny finoana silamo dia mifantoka amin'ny antony mahatonga ny fahafehezan-tena sy ny fiarovana amin'ny fahalotoam-pitondran_tena.
- Manentana ireo izay tsy afaka manambady mba hifehy; Satria mampihena ny faniriana ara-nofo izany.
- Ny endrika fampitoviana ny fifehezana amin'ny fiarovana (widja) voalaza amin'ilay hadith, satria ny fiarovana dia manorotoro ny lalan-drà ao amin'ny "Testicules" ka lasa manjavona amin'ny alalan'ny fanjavonany ny hetaheta te hanao firaisana ara-nofo, dia tahaka izany koa ny fifehezana mampalefaka ny filana ara-nofo.