Izay manome antoka Ahy ny eo anelanelan’ny volombavany roa sy ny eo anelanela-peny roa dia manome antoka Azy ihany koa Aho fa dia ahiditra ny Paradisa Izy.”
Tatitra azo avy amin'i SAHLI IBN SAAD (R.a), Niteny i Mpaminany (saw) ka nanao hoe : " Izay manome antoka Ahy ny eo anelanelan’ny volombavany roa sy ny eo anelanela-peny roa dia manome antoka Azy ihany koa Aho fa dia ahiditra ny Paradisa Izy.”
Notantarain’i Bokhari
Explanation
Milaza zavatra roa i Mpaminany (saw), ka raha mitandrina mafy amin'izany ny silamo dia hiditra any amin'ny paradisa izy.
Voalohany : Mamehy ny lela tsy hiteny izay mahatezitra an’I Allah ilay Tsitoha.
Ny faharoa : Fiarovana ny taovam-pananahana mba tsy ho latsaka amin’ny fijangajangana.
Satria ireo rantsambatana roa ireo dia matetika mampilatsaka ny Olona amin'ny fahotana.
Hadeeth benefits
Ny fiarovana ny lela sy ny fitaovam-pananahana dia fomba iray mety hidirana ao amin’ny Paradisa.
Nolazainy manokana ny lela sy ny henatra satria izy ireo no loharanon’ny fahoriana lehibe indrindra ho an’ny olombelona eto an-tany sy ny any ankoatra.
Share
Use the QR code to easily share the message of Islam with others