- Azo atao ny manalavitra mandritra ny Telo Andro na latsakany izay, amin'ny fiheverana sy fandinihana ny toetran'ilay olombelona, ka ny fialana sy fiatahana mandritra ny Telo Andro dia navela mba hialana io soritr'aretina io.
- Ny hasin’ny fiarabana, dia ny manala izay ao anatin’ny Fo sy Fanahy, ary izany no mariky ny fitiavana.
- Ny Finoana Islam dia tia firahalahiana sy fisakaizana eo amin'ny vahoaka Mpanara-dia azy.