- Fampitandremana mafy ny mpino silamo ny hiady amin'ny silamo namany.
- Anisan'ny faharatsina lehibe sy fanimbana lehibe eto ambonin'ny tany ny fandrangarangana fitaovam-piadiana amin'ny mpino silamo, ary fanimbana amin'ny alalan'ny famonoana.
- Ny fandrahonana voalaza io dia tsy miresaka ny ady noho ny fahamarinana, toy ny ady amin'ny mpandika lalàna, mpanao ratsy, sy ny hafa tahaka azy ireo.
- Voarara ny mampitahotra ny mpino silamo amin'ny fitaovam-piadiana na zavatra hafa - eny fa na dia amin'ny vazivazy aza.