Milaza i Mpaminany (S.W.A) ka manazava Amintsika fa ny mpifosafosa iray izay mampita teny eo amin’ny samy Olona amin’ny fikasana hanao fikorontanana sy hady eo amin’ny samy izy ireo dia mendrika amin'izany Olona izany ny ho sazina ka ny sazy sahaza Azy dia ny tsy fampidirana Azy ao amin’ny Paradisa.
Hadeeth benefits
Fahotana lehibe ny Fifosana sy mampiady ny Olona.
Fandrarana ny Fifosana; Noho ny fisiany hady sy fikorontanana ary fahavoazana maro aterakany eo amin’ny tsirairay sy ny vondrona hafa ihany koa.
Share
Use the QR code to easily share the message of Islam with others