- Voarara ny manome tsolotra, mandray azy ireo, manelanelana amin’izany, na manampy azy ireo. Satria misy fiaraha-miasa amin'ny tsy marina.
- Fahotana lehibe ny kolikoly, Satria ny irak'Allah (S.A.W) dia nanozona izay mandray sy mpanolotra azy.
- Ny kolikoly eo amin’ny sehatry ny fitsarana sy ny famoahana didy dia heloka sy fahotana lehibe indrindra. Satria misy ny tsy rariny ao anatin'izany sy ny fanapahana hafa ankoatra izay nampidinin’Allah.