- Ny antony nandrarana ny toaka dia noho izy mahamamo,ka izay rehetra mahamamo, na inona na inona ny karazany dia voarara avokoa.
- Noraran’I Allah ny toaka. Noho ny fahavoazana lehibe sy ny faharatsiana ao anatiny.
- Ny fisotroana toaka ao amin'ny Paradisa dia isan'ny mameno ny fahafinaretana sy ny fahasambarana tanteraka.
- Izay tsy nahafehy ny tenany tamin'ny fisotroana toaka teto an-tany dia horaran'I Allah tsy hisotro izany izy any amin’ny Paradisa, satria mitovy karazana amin’ny asa ny valisoa.
- Famporisihana mba hibebaka amin'ny fahotana mialohan'ny fahafatesana.