- Ny fifandraisana ara-pianakaviana manan-kery ara-dalàna dia ny fanohizanao fihavanana tamin'ireo izay nanapaka anao tamin'izy ireo, ary mamela heloka izay nanao ratsy taminao, ary manome izay nandrara anao, fa tsy fifandraisana amin'ny fifanandrifian-javatra sy famaliana ny soa.
- Ny fitandroana ny fifamatorana ara-pihavanana dia amin’ny alàlan’ny fampitana harena betsaka araka izay azo atao, ny fangatahana zava-tsoa, ny famporisina ny tsara sy ny fandrarana ny ratsy sy ny toy izany ary ny fanosehana ny ratsy araka izay azo atao amin’izy ireny.