- Ny Havana dia fianakavina eo amin’ny andaniny (Papa) sy ny ankilany (Mama), ary arakaraky ny maha akaiky azy no maha lehibe ny Zony.
- Ny valisoa dia tena mitovy tantana mihitsy amin’ny Asa izay natao, izay mampifandray ny havany amin’ny fahamarinana sy ny fiantrana, dia i Allah no hitahy sy hanampy azy amin’ny fiainany sy ny fivelomany.
- Anisany atony hanitarana sy hampitoboana ny fivelomana dia ny fampifandraisana sy fifamatorana eo amin’ny samy fianakaviana, na dia voafaritra manokana aza ny andro-piainana sy ny fivelomana, dia mety ho fitahiana eo amin’ny fivelomana sy ny androm-piainany izany rehetra izany, ka manao zavatra mahasoa kokoa izy mandritra ny androm-piainany mihoatra ny hafa izay manao izany, ary voalaza fa tena fitomboany fivelomana sy ny androm-piainany tokoa ny voalaza ary eto i Allah no tena mahalala.