- Fahotana lehibe tokoa ny fanapahana ny fifamatoram-pianakaviana.
- Ny rohim-pianakaviana dia araka ny fomba rehetra fantatra sy hamatarana azy, ary izay dia miseho amin'ny endrika maro samy hafa arakaraka ny toerana sy ny fotoana ary ny Olona.
- Ny fitazomana ny Ron’ny fianakaviana dia amin’ny alalan’ny famangiana azy ireo, sy ny fiantrana azy ireo, ary ny fanaovana hatsaram-panahy amin’izy ireo, tafiditra amin'izany ny famangiana ny marary sy ny fandidiana azy ireo ny mba hanao ny soa, ary ny fandrarana azy ireo amin'ny fanaovana ny Ratsy, sy ny zavatra hafa ankoatran'izay voalaza.
- Arakaraky ny maha-akaiky ny fanapahana ny Rohim-pianakaviana no maha-mpanota mafy ny olona iray.