- Tena marina ihany koa fa ny fahotana lehibe rehetra dia tsy voafetra amin'ireo fito ireo ihany, fa ny fitononana ireo fahotana fito ireo dia noho ny avy amin'ny fahalehibiazany sy ny loza rehetra izay aterany.
- Azo atao ny famonoana ny Olona raha toa ka ara-drariny ny famonoana izany, toy ny sazy sy famaizana, ny fivadiham-pinoana ary ny fijangajangana aorian'ny fanambadiana, ka ny Mpitondra ara-dalàna no mampihatra izany rehetra izany.