- Mikarakara ny fahatsaran'ny fo, sy ny fanadiovana azy amin'ny laza rehetra maharikoriko sy mahatsiravina.
- Ny fahatsaran'ny fo dia noho ny fahadiovam-po, ary ny fahamarinan'ny asa dia amin'ny fanarahana ny Mpaminany (S.W.A), Satria izany dia toerana izay jerevan'Allah ilay avo Tsitoha ary manan-danja Aminy.
- Tsy tokony ho voafitaky ny volany, na ny hatsaran-tarehiny, na ny vatany, na ireo zavatsoan'izao tontolo izany.
- Fampitandremana amin'ny fiankinan-doha amin'ny endrika ivelany nefa tsy manatsara ny ao anatiny.