- Ny famporisina amin'ny fampitana ny lalàn'I Allah, ary ny olona rehetra dia tokony hampita izay fantany tsianjery amin'ny fomba tsotra indrindra.
- Voadidy ny mianatra ireo fahalalana Islamika, mba hafahana manompo an'I Allah sy manaparitaka ny lalàny amin'ny endrika tsara sy marina.
- Tsy maintsy hamarinina ny maha-azo antoka ny hadisy mialohan'ny hampitaina na hamoahana azy, mba ho fitandremana amin'ilay fandrahonana mafy nataon'ny Mpaminany (saw).
- Famporisihana ny fahamarinana amin’ny fitenenana sy ny fitandremana amin’ny famoahana teny, mba tsy ho tafiditra amin’ny lainga, indrindra amin’ny lalàn’I Allah ilay Tsitoha.