- Ny mpino silamo dia tsy maintsy mametraka ny raharahany amin'ny fahatokiana ary miala amin'ireo mampisalasala, ary hahay tsara ny finoany.
- Mandrara ny filatsahana ao anatin'ny ahiahy.
- Raha mila fitoniana sy fampiononana ianao dia avelao ny zavatra mampisalasala ary apetraho any amin'ny sisiny.
- Ny famindram-pon’I Allah amin’ny mpanompony satria nandidy azy ireo hanao izay mitondra fiadanan-tsaina sy fanahy Izy, ary nandrara azy ireo amin’izay mitondra tebiteby sy fikorontanana.